Dikan'ny teny : fahiny

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt. : Tamin'ny andro taloha ela tany : Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina te t3. ΒΆ M.h. : Fahiny, taloha, ela be, fahataloha, fahizany, fahagola, fahagolan-tany, tany ambadik' Imanareza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel