Dikan'ny teny : fahitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Tranon' omby ompiana izay voahodidina vala na fefy na faritra (angamba avy amin'ny hoe faritra ihany ny fahitra; amin'ny Betsileo ny fari-bohitra no atao hoe fahitra axy ny fitoeran' omby atao hoe vala). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel