Dikan'ny teny : faho

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fifangaroana, fitambaran-javatra roa tsy mitovy, ka ny iray ilaina fa ny iraY ' tsy ilaina nefa sarotra akifika, fanampiny, - t.i.f. : Fahoana, afaho, voafaho / mamaho, famaho, mpamaho / amahoana, famahoana / mifaho, fifaho, mp?faho / ifahoana, fifahoana / mifamaho, mifamahofaho / mahafaho. - F.-p. : Tsy misy fahony, tsy misy fahompahony : madio tsisy fangarony. / Vary faho : vary amin' anana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel