Dikan'ny teny : fahoriana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ory) a : Alahelo lehibe, fijaliana, fiferinaina : Latsaka ao anatin'ny faho" riana izy. ? Loza, voina, fahafatesan-kavana : Azom-pahoriana ny fianakaviany. Mamangy anareo amin'ny fahoriana izahay, tompoko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel