Dikan'ny teny : faingana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. na p.mt. : Tsy e-la, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy : Zaza faingan-tanana. / Tongava faingana fa manavy ny zanakao. - t.i.f.: Faingàna, hafainganina / manafaingana, fanafaingana, mpanafaingana / anafainganana, fanafainganana / hafaingana, hafainganana, fahafainganana / mahafaingana. ?Fa?ngam-bava: 1)mailaka er? raha hiteny, rafla hamaly; 2) tsy mahatam-bava. / Faingan-tanana: fatra-pandrairay zavatr'olona. / Faingan-tongotra: mahery mandeha. / Faingan-tsaina: malady mahazo, malady mahay fianarana. / Maika tsy faingana: dodona er? manao zavatra na mandeha, nefa tsy mahavita na tonga faingana akory. * Ohab.: Maika tsy faingana toa dian'ondry: enti-milaza olona miseho ho dodona ers). rie fa tsy hita izay afany. Ahitsio
2 p.t. amin'ny fomba mandidy : Tongàva, miverena faingana : Faingàna fa aza mijanona ela any. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel