Dikan'ny teny : faka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Teny enti-milaza ny fototry ny zavamaniry milentika any ambanin' ny tany ka mampiorina azy tsara ary koa misintona ny sakafony avy ao; matetika no mirantsandrantsana eran'ny tany any ny fakan'ny hazo lehibe. - t.i.f. : Fakaina, voafaka 1 mamaka, famaka, mpamaka J amakana, famakana J mifa-~ka 1 mahafaka 1 fakafaka. Ahitsio
2 (aka) a. : Fomba entina maka : Toy izao no faka ireny voankazo ireny. ~ p.t. : Azo alaina, tokony halaina : Olona tsy faka taranaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel