Dikan'ny teny : fako

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Tapatapak'ahitra sy bozaka na potipoti-javatra avy amin'ny fafa trano : Raofy, rankizy, ny fako fa aza avala hipetrapetraka eny a! • H.o. : Ambany, tsinontsinona : Fakon' olona : Olona tsfnontsinona, tsisy antony, indrindra ara-panahY sy ara toe-tsaina. ¶ M.h. : Faikan' olona, tsaikan' olona. - t.i.f. : Fakoina, finako, voafako 1 mifako, fifako, mpifako ) ifakoana, fifakoana 1 mahafako 1 fakofako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel