Dikan'ny teny : faktiora

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. facture) a.: Taratasy milaza ny vidin-iavatra vidina, izay enti-manamarina koa, raha ilaina, ny toerana sy ny vidiny nividianana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel