Dikan'ny teny : falimpo

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an'ny tena, ambonin'ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel