Dikan'ny teny : famaky

Hampiditra dikany vaovao
1 (vaky) a. : Fomba entina mamaky. ? Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra. ? p.t. : Azo vakina : Boky tsy famakin'ny ankizy itony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel