Dikan'ny teny : famalana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vala) a. : Fanasiana vala na fefy manodidina. Ahitsio
2 (valana) a : Fomba entina mamalana, izany hoe mampidina manaraka ny fanfandehan' ny rano, na mandiso feon-kira na mampivalankira. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel