Dikan'ny teny : famaly

Hampiditra dikany vaovao
1 (valy) a. : Fomba entina mamaly. ? Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana : Aza be famaly eo ianao. ? p. t.: Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray amandreny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel