Dikan'ny teny : famandrihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fandrika) a. : Fakana amin'ny alalan'ny fandrika : Mora ny famandrihana ny lambo fa anoovano longoa mitoto-bozaka izy dia mianjera ao. ? Fividianana mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina : Dimanfato ariary ny famandrihana an' io gazety io herintaona Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel