Dikan'ny teny : famantarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fantatra) a.:Fanambarana : Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka. ? Marika : Samy manisy famantarana ny ombiny ny mpiomPy any an'efitra. ? Filazana : Anaovy famantarana, toy ny tsangan'afo, izahay raha tonga ny fahavalo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel