Dikan'ny teny : famantaranavaratra

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan'ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony mlloko mena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel