Dikan'ny teny : fambeda

Hampiditra dikany vaovao
1 (beda) a. : Fomba entina mambeda, izany hoe misambotra zavatra na olona ka mamihina azy ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsY ho afa-mikofoka, ~ p.t. : A-zo bedaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel