Dikan'ny teny : famelona

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Karazan-kazo tsara volo atao haingon-drafitra, izay atao hoe koa Raiheka. Ny famelona dia nampiasaina tamin'ny fitsitsihana ny zaza noforana taloha. Ahitsio
2 (velona) a. : Fomba entina mamelona. 1 p.t. : A-zo velomina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel