Dikan'ny teny : famoloana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Tokotany namboarina sy nolalorina tain'omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy. (Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga 'ny ankamantatra momba azymanao hoe : Inona àry izany : Rangahibe herintaona uao misasa toua). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel