Dikan'ny teny : fanaiky

Hampiditra dikany vaovao
1 (aiky) a. : Fomba entina manaiky, mankato, manoa : Tsy mba miteny izy fa tsiky fotsiny ny azy no fanaikiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel