Dikan'ny teny : fandio

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rano na zavatra entina hanadio, ~ Ody farasisa fanome ny vehivavy te hiteraka na ny efa bevohoka.. * Ohab.: Fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka: mora ny mitarika amin'ny ratsy noho ny amin' ny tsara; mahery kokoa ny ratsy noho ny tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel