Dikan'ny teny : faneva

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tapa-damba ahan-tons amin'ny hazo ka entimilaza fisian-javatra: ohatra, fahiny nasiana faneva teo amin'ny toerana fivarotana omby.(•H.i.:Saina. - Faneva mena: fane-va iantsoana ny miaramila menavazana raha toa nisy nilana azy. / Am-panevamena: ireo miaramila menavazana na ireo atao fiandry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel