Dikan'ny teny : faniry

Hampiditra dikany vaovao
1 (iry) a.: Fomba entina maniry. 1 p. t.: Azo irina. Ahitsio
2 (tsiry) o.: Fomba na toetran'ny zavatra maniry: Tsara faniry it? taho-mangahazo Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel