Dikan'ny teny : fanitsiana

Hampiditra dikany vaovao
1 Fanomezana ny valiny marina na izay vontoaty marina. Antsoina koa hoe fanitsiana ny fanovàna ny vontoatin'ny zava-boalaza ao amin'ny andininy na andalana na famelabelarana ny antonantony ao amin'ny rijan-teny iray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel