Dikan'ny teny : felana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny atin'ny ravina mitapelaka: Maitso tanora mahafinaritra ny felan'it3 ravinkazo • Vonin-javamaniry mivelatra: Efa ho vaky felana it9 voninkazo ity+. * Fanaovana teny mamy. - t.i.f.: Mifelana, fifelana, mpifelana / ifelanana, fifelanana. Ahitsio
2 a.: Akorandriaka na volafotsy fanaon'ny lehilahy Sakalava amin'ny handriny ho haingo na ody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel