Dikan'ny teny : fifehezana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fehy) a.: Fomba fitondrana, fiadidiana: MafY ny fifehezan'io mpiasam-Panjakana io. 1 Lalàna mifehy: Tsy maintsy manaraka ny fifehezan'ny sekoly ianao raha mbola te-hianatra eto, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel