Dikan'ny teny : fotsy

Hampiditra dikany vaovao
1 p,t. sy a.: Teny milaza loko mifanohitra amin'ny mainty, toy ny volon'ny tanixavo izany na ny ronono. (Lazain'ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin'ny baoritra boxibory ny loko fiton'ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo). - t.i.f.: Fotsina, na fotsiana, afotsy / mamotsy, famotsY, mpamotsy / amotsfana, famotsiana / mahafotsY 1 fotsffotsy / fotsifotsina / mamotsifotay, famotsifotsy / hafotsy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel