Dikan'ny teny : frantsay

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. français) a,: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Frantsa: Mahatratra 50 tapitrisa mahery ny isan'ny Frantsay. 1 p.t.: Mikasika an'i Frantsa, an'i Frantsa na avy any Fxantsa: Anisan'ny teny mazava ary azo ilazana angolan-kevitra ny teny frantsay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel