Dikan'ny teny : gaika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famihinana na fanerena mafy, fangiazana amin' ny kofehy tsy misy hikofohana. ~ H.o.: Fangiazana antrano tsy hivoaka, fanerena 'blasa. - t.i.f.: Gehina / agaika,voagaika, noginaika / mangaika, managaika, fangaika, mpangaika / angehana, fangehana I migeha, figeha, mpigeha 1 igéhana, figehana / mahagehy / gaigaika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel