Dikan'ny teny : gaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanenon'ny vorombazaha na ny goaika. - t.i.f.: Migaka na migagaka,figagaka. Ahitsio
2 a.: Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka. ~ M.h.: Tsolotra, kolikoly, totohondry vola, sisika. - t.i.f.: Migaka. Ahitsio
3 a.: Fisotroana (rano) ka agorodana avy hatrany. i tif: Migaka, figaka, mpigaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel