Dikan'ny teny : galona

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. galon) a.: RibĂ  matevina misy tsorian-kofehy volamena na volafotsY apetaka amin'ny vozona na lohatanana na tratran'akanjo ho mari-pahamboniana sy voninahitra. * Fiten.: Galona sy lopotra: tafaray samy soa: enti-milaza zavatra roa mahay ary tsara miaraka aoka izany (tafavoaka tsara tokoa ny kofehy volamena na volafotsy eo ambonin'ny lopotra mainty mihilontrilona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel