Dikan'ny teny : ganagana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Kanakana na Vorombazaha a.: Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony; fiantsoana io vorona io, - t.i.f.: Ganaganaina f miganagàna, figanagàna / iganaganàna,figanaganàna. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel