Dikan'ny teny : gara

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. gare) a.: Fiantsonandalamby: Handeha hitsena olona eny amin'ny gara izahay. ? H.i.: Enti-milaza rehefa mety ho toerana fiantsonam-piara: Lehibe ny garan' aroplanina eny Ivato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel