Dikan'ny teny : gedragedraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (gedragedra) mt. th. (gedragedrao): Fatorana migoragora tsy mafy tsara: Aza gedragedraina ny tadin' io alika fo fa lasa eo io, 1 Fehezina malemy loatra, atao rainazy: Nogedragedrainy ny fifehy ny zanany ka lasa naditra ireo nony lehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel