Dikan'ny teny : gidragidra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bedibedy, kiankiana, teniteny: Be gidragidra loatra Ramatoa mpampianatra. ? Fifandirana, adiady, tsy fifanarahan-kevitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel