Dikan'ny teny : goaika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin'ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon'olona maniry koa. - F.•p.: Akanjon-goaika: enti-milaza zavatra nentim-paharazana. * Ohab.: Maro ny vorona fa ny goaika ihany no nihinana ny uoanjo: rehefa misy toetra ratsy ahafantaran'ny olona anao, raha tahirly misy a-sa mifandray amin'io, dia ianao ihany no ho voatomboka nanao na dia tsy nanao aza. / Fotoan-goaika ka anyan-tanim-boanjo mifankahita: enti-milaza olona mananjava-tiana iray: samy tsY maintsy ho hita any amin'izay misy an'io zavatraio izy ireo. Ahitsio
2 goaiky, karazam-borona mainty, fotsy tenda. oh: Ny feon-goaika no annaitra azy ireo ka nahatrarany ireto fahavalo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel