Dikan'ny teny : goatemalteka

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. guatémala) a.: Ny firenena tompon-tany amin'ny tanin'i Goatemala: 5 tapitrisa eo ho eo no isan' ny Goatelmateka ? p.t.: Momba an'i Goatemalà, an'i Goatemalà na avy any Goatemalà: Kafe sy hasy ary akondro no vokatra goatelmateka be indrindra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel