Dikan'ny teny : goavy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo fihinam-boa tsy dia lehibe loatra, toa maniriniry foana eny, misy voany madinika maro. (Misy telo karazana ny goavy: ny goavy fotsy, fotsy ny atiny; ny goavy mena, mena ny atiny, ary ny goavitsinà na goavitsinahy, madini-boa ary marikivy raha soamaravo fa mamy kosa rehefa masaka). - F.-p.: Goavin'Ilaihavana: ilazana ny zavatra izay no-mena fotsiny tamin'izay ni-la fa tsy nisy takalony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel