Dikan'ny teny : gororoana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feon'ny rano aidina ao anaty fitoeran-drano ka araraka tsy misy fiatoana. - t.i.f.: Agororoana, tafagororoana / managororoana, fanagororoana, mpanagororoana / anagororoanana, fanagororoanana / migororoana, figororoana, mpigororoana / igororoanana, figororoanana ( mahagororoana ) gororoandroana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel