Dikan'ny teny : gripy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. grippe) a: Aretina mitovitovy amin'ny sery taotra, nefa raha ny marina, dia avy amin'ny mikraoby manokana ary saiky matetika misy aretina manindry avy eo ambony, izay mety mahazo s'ahana satria efa malemin'ny mikraobin'ny gripy ny tena. ΒΆ M.h.: Fofoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel