Dikan'ny teny : habaka

Hampiditra dikany vaovao
1 Habakabaka a.: Ny mangoana tsy misy afa-tsy rivotra manodidina ny tany, izay toa andohalambo miloko mangamanga manarona ny tany no fijery azy, antsoina koa hoe lanitra amin'ny fiteny mahazatra: Mahavariana ny fidadasiky ny habakabaka / Mihalontralona eny amin'ny habakabaka ny kintona. 1 t.!.f.: Mangabakabaka, fangabakabaka i mibabakabaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel