Dikan'ny teny : hadinoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hadino) mt. ih, (hadinoy): Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao. / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsY tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel