Dikan'ny teny : hafaingana

Hampiditra dikany vaovao
1 Hafainganana, Fahafainganana (faingana) a: Toetran'ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan'ora ny hafaingan'it? fiarakodia Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel