Dikan'ny teny : hafarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hafatra) mt, ih. (hafaro): Omena raharaha, ampiandraiketina asa, anankinana zavatra: Nohafaran'i Neny aho mba hijer(iery tsara ny trano. ~ Asaina tonga: Hafaro izy fa marary reniny. * Vidina any lavitra ka asaina alefa: Satroka sy lamba no hohafarako any Antananarioo. Ahitsio
2 ahafatra, voahafatra 1 manafatra, fanafatra, mpanafatra 1 anafarana, fanafarana 1 mahafatra i hafatrafatra. - F,-p. :Hafa-baua:teny nampitondraina am-bava, fa tsy nisy taratasy na zavatra hafa ho porofo. I Fara hafatra: teny atao alohan'ny hisaraka. I Mitelin-kafatra: manadino izay nolazaina taminy nanafarana azy. / Vato namelan-kafatra: entf-milaza ireo olona mahatana tsy miova izay teny napetraka taminy, I Tangen-tsara hafatra: tangena tsy nanao afa-tsy ny rariny ka nnameloka ny diso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel