Dikan'ny teny : hahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (haha) mt. ih, (hahao): Vahana: Hahao ity kofehy ity, 1 Alana amin'ny fatorana: Hahao ny ombikely fa mampalahelo. ? Saratsarahina, ravana: Nohahan'ilay mpamboatra azy ny famantaranandroko. ? H.o,: Afahana, votsorana: Matetika amin'ny fetim-pirenena misy gadralava hahan'ny filohan' ny Nosy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel