Dikan'ny teny : hahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fametrahana ny zavatra tiana ho main ho hitan'ny masoandro ay ny rivotra: Ratsy hahy izany lamba izany. i t.if.: Ahahy, voahahy I manahy, fanahy, mpanahY I anahazana, fanahazana 1 mihahy, fihahy, mpihahy J ihahazana,fihahazana 1 hahazana, mahahahy. - F.-p.: Mamindra hahy: misambotra vola amin'olona mba bandoavana volan' olonkafa nosamborina ihany koa. / Manao findra hahy: mamindra voina na loza amin' ny hafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel