Dikan'ny teny : hajambaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (jamba) mt. th. (hajambao): Atao izay hahajamba, potsiri-maso mba tsy hahita: Nohajambain'ny habokana izy. ~ H,o,: Voatampina ny mason'eritreritra: Nohajambain'ny vola Rangahy io ka ny zanany avy no namidiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel