Dikan'ny teny : halady

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hafainganana, hamorana mahamasaka, mandre: Loza izany raha baladin' izay vilany. Ahitsio
2 a: Fialan-tsiny; fanaovans aza fady. ~ Fitsapana alahelo. - t.i.f.: Haladina, voahalady / manalady, fanalady, mpanalady / analadiana, fanaladiana 1 mahahalady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel