Dikan'ny teny : halaky

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Malaky amin'ny endrika milaza ny ho avy. a Halaky handeha! (izay ovan'ny olona matetika hoe Talaky mandeha): enga axile handeha haingana! (firariana ataon'ny reny amin' ny zanany miana-mandeha). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel