Dikan'ny teny : halalahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (halalaka) mt ih, (halalaho): Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona. ? Halehibiazina: Halalaho ny tranonao fa mitombo isan-taona ireto ny ankizy. ? Atao be elanelany: Halalaho ireo dabilio ireo fa tsy misy handehanana. •Ketrahina, atao malefadefaka: Tsy azo halalahina ny lalàna. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel