Dikan'ny teny : halana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lafika itondrana entana, fa indrindra ilay bozaka atao boribory ipetrahan'ny siny eo ambony la-ha. é t.if.: Ahalana, voahalana 1 mihalana, fihalana, mpihalana / ihalanan a, fihalanana I halankalana 1 mahahalana. - F.-p.: Halam-patana: ampiantany kely sady iva atao manodidina ny fatana ka misarintsarina halana misakana ny lavenona sy ny vainafo tsy hihoatra ny fatana. I Halam-patana navelan'ny Razana: ny tanimbary nolovana tamin'ny Razana. / Halampatan'Andriana: fianakaviana na fokon'Andriana nakana izay ho mpanjaka. I Manao halana: enti-milaza ny bibilava rehefa mihorongorona miendrika halana izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel